Le Ténimita

L'information en continue…

Le Tenimita est votre journal en ligne généraliste, au cœur de l’actualité malgache et internationale. Politiques, économie, société, culture, sports : nous couvrons tous les angles avec des articles exclusifs, des enquêtes approfondies et des analyses impartiales. Fondé pour informer les Malgaches où qu’ils soient, Le Tenimita s’engage pour un journalisme indépendant, rigoureux et accessible 24h/24.

Version Malagasy

  • ✍🏼 🇲🇬 MICHAEL RANDRIANIRINA – WILLIAM RUTO: NISY NY FIHAONAN’NY ROA TONTA

    ✍🏼 🇲🇬 MICHAEL RANDRIANIRINA – WILLIAM RUTO: NISY NY FIHAONAN’NY ROA TONTA

    Ny filoham-panjakana Michael Randrianirina dia isan’ireo mpitondra afrikanina manatrika ny fihaonana antampony Frantsa – Afrika : Africa Forward tontosaina any Kenya. Fotoana iray ihany koa nihaonan’i Kolonely Michael Randrianirina sy I William Ruto nifampiresahana ny mety hiara ha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta. ​

  • ✍🏼 🇲🇬 TSENA « PETITE-VITESSE »: 15 ANDRO HIALAN’NY MPIVAROTRA ENY AMIN’NY ARABE

    ✍🏼 🇲🇬 TSENA « PETITE-VITESSE »: 15 ANDRO HIALAN’NY MPIVAROTRA ENY AMIN’NY ARABE

    Rehefa nanao hetsika an-dalam-be fanoherana ny fanesorana azy ireo teny amin’ny arabe ny « Petite-Vitesse » Ireo mpivarotra amin’ny arabe, dia noraisin’i Filohan’ny delegasiona manokan’ny Tananan’Antananarivo Feno Ralambomanana. Nilaza ny tananan’Antananarivo fa manana 15 andro ny mpivarotra an-dalam-be hiala ka hifindra eo amin’ny tsena efa voatokana amin’izany.

  • ✍🏼 🇲🇬 Africa Forward: Tonga any Nairobi, Kenya ny Kolonely Randrianirina Michael

    ✍🏼 🇲🇬 Africa Forward: Tonga any Nairobi, Kenya ny Kolonely Randrianirina Michael

    Alatsinainy, 11 may 2026. Nairobi, Kenya. Tonga any Nairobi Kenya hanatrika ny fihaonambe « Africa Forward » hihaonan’ireo Filoha avy amin’ny Firenena maro eto Afrika sy ny Filoha frantsay Emmanuel Macron. Ny Kenya sy Frantsa no mikarakara sy manantontosa ity fihaonambe ity izay handinihina manokana ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena Frantsay sy I Afrika hikatsahana…