Antananarivo faha-12ème may 2026,
Rehefa nanao hetsika an-dalam-be fanoherana ny fanesorana azy ireo teny amin’ny arabe ny « Petite-Vitesse » Ireo mpivarotra amin’ny arabe, dia noraisin’i Filohan’ny delegasiona manokan’ny Tananan’Antananarivo Feno Ralambomanana. Nilaza ny tananan’Antananarivo fa manana 15 andro ny mpivarotra an-dalam-be hiala ka hifindra eo amin’ny tsena efa voatokana amin’izany. Ny tsena « Petite-Vitesse » izay efa nisy efa ela dia manana ireo rehetra ilaina handraisana ireo mpivarotra ary tsy nampisaina hatr’izay.



Laisser un commentaire