đŸ‡Č🇬 MICHAEL RANDRIANIRINA – WILLIAM RUTO: NISY NY FIHAONAN’NY ROA TONTA

Nairobi, faha-12 may 2026.

Ny filoham-panjakana Michael Randrianirina dia isan’ireo mpitondra afrikanina manatrika ny fihaonana antampony Frantsa – Afrika : Africa Forward tontosaina any Kenya. Fotoana iray ihany koa nihaonan’i Kolonely Michael Randrianirina sy I William Ruto nifampiresahana ny mety hiara ha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta.

Kenya sy Madagasikara dia samy manamorona sy voadidin’ny ranomasimbe Indianina ary mifanila. Ka manana tombontsoa ny roa tonta hiara-hiasa hikatsahana ny fampandrosoana.

Laisser un commentaire