đŸ‡Č🇬 Africa Forward: Tonga any Nairobi, Kenya ny Kolonely Randrianirina Michael

Alatsinainy, 11 may 2026. Nairobi, Kenya.

Tonga any Nairobi Kenya hanatrika ny fihaonambe « Africa Forward Â» hihaonan’ireo Filoha avy amin’ny Firenena maro eto Afrika sy ny Filoha frantsay Emmanuel Macron. Ny Kenya sy Frantsa no mikarakara sy manantontosa ity fihaonambe ity izay handinihina manokana ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena Frantsay sy I Afrika hikatsahana ny fandrosoana eo amin’ny roa tonta.