1️⃣ Ny Maraina :
Hanorana tandrifindrahona ny morontsirak’i Atsimo Atsinanana. Handrahona mahalana any Vatovavy, Fitovinany, ny ilany atsinanan’i Vakinankaratra, Amoron’i Mania, Matsiatra Ambony, Nosy Be ary Sambirano. Hibaliaka ny masoandro any an-kafa aorian’ny fisavan’ny zavona na zavon-tany maraina.
2️⃣ Ny Tolakandro :
Handrahona mety harahina orana tandrifindrahona indraindray any Vatovavy, Fitovinany, Atsimo Atsinanana, ny ilany atsinanan’ny faritra Vakinankaratra, Amoron’i Mania, Matsiatra Ambony ary Ihorombe. Handrahona vitsy na handrahona mitsitokotoko any an-kafa.
3️⃣ Ny Maripana :
Antsiranana 23/33, Ambato/Zaka 16/25, Ambatolampy 6/23, Ikongo 16/27, Nosy-Be 23/30, Moramanga 15/25, Antsirabe 6/23, Ivohibe 17/23, Sambava 19/27, Maroantsetra 20/29, Mandoto 16/28, Ihosy 18/26, Antalaha 19/28, Nosy Boraha 22/30, Miandrivazo 22/34, Farafangana 17/27, Antsohihy 23/34, Fenoarivo Est 19/30, Morondava 20/31, Vangaindrano 18/31, Bealanana 14/27, Tsi/Didy 17/26, Manandriana 7/23, Morombe 23/25, Mahajanga 20/34, Fenoarivobe 20/27, Ambositra 9/24, Toliara 18/31, Ambato Boeni 24/35, Miarinarivo 12/24, Ifanadiana 17/23, Ampanihy 16/29, Besalampy 23/35, Antananarivo 14/25, Mananjary 15/27, Bekily 16/31, Maintirano 24/34, Anjozorobe 13/24, Fianarantsoa 15/23, Tsihombe 19/26, Maevatanana 24/35, Toamasina 20/28, Ikalamavony 16/27, Betroka 18/27, Kandreho 22/32, Mahanoro 19/29, Manakara 17/27, Taolagnaro 16/27.
🔑 Météo Madagascar



Laisser un commentaire