Hisy “campus universitaires” vaovao enina (06) isaky ny faritany enina, ary iray amin’izy ireo i Mahajanga. Araka ny fanambarana nataon’ny Filoham‑panjakana, ny kolonely Michael Randrianirina, izay nitsidika tany Mahajanga ny alatsinainy lasa, tokony handray mpianatra 5 000 isaky ny “campus universitaire”.
Ilaina ny manamarika fa ireo « campus universitaire » efa misy ao eraky ny renivohim-pritany ireo dia namboarina sy natsangana tamin’ny fony Filoha I Didier Ratsiraka tamin’ny Repoblikan’ny Faharoa.
FAMPIANARANA AMBONY: HISY « CAMPUS UNIVERSITAIRES » ENINA VAOVAO
En savoir plus sur Le Ténimita
Subscribe to get the latest posts sent to your email.
Author
Written by



Laisser un commentaire