Le Ténimita

L'information en continue…

Le Tenimita est votre journal en ligne généraliste, au cœur de l’actualité malgache et internationale. Politiques, économie, société, culture, sports : nous couvrons tous les angles avec des articles exclusifs, des enquêtes approfondies et des analyses impartiales. Fondé pour informer les Malgaches où qu’ils soient, Le Tenimita s’engage pour un journalisme indépendant, rigoureux et accessible 24h/24.

MAHAJANGA: OLAN’NY RANO, MANDROSO VAHAOLANA NY FILOHAMPANJAKANA

Antananarivo, 26 Mey 2026

Nambaran’ny Filoham‑panjakana, ny Kolonely Michaël Randrianirina, ny alatsinainy teo tany Mahajanga ny fanombohana tetikasa lehibe iray ho fitsinjarana rano maharitra ho an’ny tanàna.
Tamin’ny lahateniny raha nanotrona ny fametrahana ny Lehiben’ny Faritra Boeny izy, dia nanasongadina ny elanelana misy amin’ny famatsian‑drano ilain’ny tanànan’i Mahajanga eo amin’ny 34 000 m³ rano isan’andro, raha ny famokarana ankehitriny kosa manodidina ny 27 000 m³ isan’andro. Ho famenoana io banga io dia hatao forazy vonjimaika amin’ny dingana voalohany, saingy notsindriany mazava fa tsy hahavaha tanteraka ny olana ireo fepetra vonjimaika ireo.
Ny vahaolana maharitra kosa, hoy ny Filoham‑panjakana, dia ho entin’ny tetikasa lehibe hotohanan’ny Banky Mondialy ao anatin’ny rafitra PAEP.


En savoir plus sur Le Ténimita

Subscribe to get the latest posts sent to your email.

Laisser un commentaire

En savoir plus sur Le Ténimita

Abonnez-vous pour poursuivre la lecture et avoir accès à l’ensemble des archives.

Poursuivre la lecture