
Nairobi, faha-12 may 2026.
Teo anilanâny fihaonana antampony eo aminâny Frantsa sy Afrika « Africa forward » any Kenya izao dia nihaona taminâi filohanâny VondronâAfrikanina Mahmoud Ali Youssouf ny filohampanjakana malagasy Kolonely Mickael Randrianirina. Voatoatin-dresaka tao ny momba fivoaranâny toe-draharaha politika eto Madagasikara.
Nanamafy ny filohanâny VondronâAfrikanina fa vonona hatrany izy ireo hanampy anâi Madagasikara hikarakara fifidianana hiverenana aminâny lamina ara-dalana ka hiverenanâny firenena malagasy eo anivonâny VondronâAfrikanina.

Laisser un commentaire