Le Ténimita

L'information en continue…

Le Tenimita est votre journal en ligne généraliste, au cœur de l’actualité malgache et internationale. Politiques, économie, société, culture, sports : nous couvrons tous les angles avec des articles exclusifs, des enquêtes approfondies et des analyses impartiales. Fondé pour informer les Malgaches où qu’ils soient, Le Tenimita s’engage pour un journalisme indépendant, rigoureux et accessible 24h/24.

HERINARATRA RIA ANTANANARIVO: MAHATRATRA 12,5 MWc ANKEHITRINY

Antananarivo, 25 mai 2026

Nanomboka tamin’ny 24 Mey 2026, nahatratra 12,5 MWc ny famokarana herinaratra avy amin’ny masoandro tao amin’ny Tambazotra Iraisan’Antananarivo (RIA). Nizarazara toy izao ny fametrahana: Mangatany: 5 MWc, Ampangabe: 5 MWc, Ambatomirahavavy: 1,5 MWc ary Ambohidrano Ilafy: 1 MWc

Tamin’ny volana Aprily, nisongadina ihany koa ny famaranana fifanarahana mialoha (MOU) miisa 86, ho fanamafisana ny fiaraha‑miasa eo amin’ny Fanjakana sy ny sehatra tsy miankina mba hanafaingana ny fampandrosoana ny angovo avy amin’ny masoandro.

Ny tanjona dia ny hanitatra sy hanatsara ny famatsiana herinaratra ho an’ny vahoaka manerana ny nosy, ary hanamafy ny partenariats public‑privé (3P).


En savoir plus sur Le Ténimita

Subscribe to get the latest posts sent to your email.

Laisser un commentaire

En savoir plus sur Le Ténimita

Abonnez-vous pour poursuivre la lecture et avoir accès à l’ensemble des archives.

Poursuivre la lecture