
1ïžâŁNy Maraina :
Handrahona na handrahona mitsitokotoko any Analanjirofo, Ambatosoa sy ny distrikanâi Toamasina I â II, Antalaha, Nosy Be ary Ambanja. Hibaliaka aminâny ankapobeny ny masoandro any an-kafa, izay hialohavana zavona vao maraina indraindray.
2ïžâŁNy Tolakandro :
Hanorana any Ambatosoa, Analanjirofo ary Atsinanana. Handrahona aminâny ankapobeny any Alaotra Mangoro sy ny ilany atsinananâi Sofia, izay harahinâerika indraindray. Handrahona vitsy na hibaliaka ny masoandro any an-kafa.
3ïžâŁNy Maripana:
Antsiranana 24/33°C, Ambato/Zaka 12/25°C, Ambatolampy 5/26°C, Ikongo 18/31°C, Nosy-Be 22/32°C, Moramanga 12/25°C, Antsirabe 5/27°C, Ivohibe 7/27°C, Sambava 22/31°C, Maroantsetra 23/29°C, Mandoto 11/31°C, Ihosy 10/29°C, Antalaha 21/29°C, Nosy Boraha 24/30°C, Miandrivazo 22/32°C, Farafangana 18/30°C, Antsohihy 22/34°C, Fenoarivo Est 23/29°C, Morondava 20/33°C, Vangaindrano 21/30°C, Bealanana 14/27°C, Tsiroanomandidy 12/27°C, Manandriana 5/27°C, Morombe 22/31°C, Mahajanga 22/35°C, Fenoarivobe 15/28°C, Ambositra 6/27°C, Toliara 19/32°C, Ambato Boeni 18/35°C, Miarinarivo 11/27°C, Ifanadiana 12/28°C, Ampanihy 20/33°C, Besalampy 21/34°C, Antananarivo 13/26°C, Mananjary 17/30°C, Bekily 16/33°C, Maintirano 22/31°C, Anjozorobe 15/26°C, Fianarantsoa 10/27°C, Tsihombe 20/30°C, Maevatanana 18/35°C, Toamasina 20/29°C, Ikalamavony 8/32°C, Betroka 18/30°C, Kandreho 16/32°C, Mahanoro 20/29°C, Manakara 17/30°C ary Taolagnaro 21/33°C.
đ MĂ©tĂ©o Madagascar

Laisser un commentaire