
Congo Brazzaville, 13 may 2026.
Tonga any Oyo, Congo Brazzaville ny Kol Michael Randrianirina sy ny delegasionany. Ary noraisin’i filohan’ny Congo Denis Sassou Ngessou tao amin’ny La Pagode ao N’Gol’Oudoua any Oyo ny Kol Michael Randrianirina.
Ny filoha Denis Sassou Ngessou dia mitondra an’ny Congo Brazzaville teo anelanelan’ny 1979 et 1991 ary niverina eo amin’ny fitondrana indray nanomboka ny 1997. Eo amin’ny efa-polo taona teo izany i Denis Sassou Ngessou miarakaraka amin’i Paul Biya (Cameroun) sy Teodoro Obiang Mbasogo (Guinée Équatoriale).



Laisser un commentaire