đŸ‡Č🇬 TOMBAN’NY TOETRY NY ANDRO | 12 Mey 2026

1ïžâƒŁNy Maraina :
Hanorana malefaka miatoato any Antalaha ary ny morontsirak’i Ambatosoa sy Analanjirofo. Handrahona na handrahona mitsitokotoko ny atin-tanin’i Sava, Analanjirofo, Analanjirofo ary ny tapany avaratr’i Atsinanana. Hibaliaka ny masoandro any an-kafa, izay hialohavana zavona vao maraina any amin’ny afovoan-tany sy ny ilany atsinanan’ny Nosy.

2ïžâƒŁNy Tolakandro :
Handrahona mety hanorana tandrifindrahona any Sava, Ambatosoa, Analanjirofo, ny ilany atsinanan’i Sofia ary ny tapany avaratr’i Atsinanana. Handrahona mitsitokotoko any Diana sy ny ilany avaratr’i Sofia. Handrahona vitsy na hibaliaka ny masoandro any an-kafa.

3ïžâƒŁNy Maripana:
Antsiranana 24/33, Ambato/Zaka 12/26, Ambatolampy 11/24, Ikongo 18/30, Nosy-Be 22/32, Moramanga 12/25, Antsirabe 12/26, Ivohibe 12/27, Sambava 22/29, Maroantsetra 18/28, Mandoto 12/30, Ihosy 12/31, Antalaha 19/30, Nosy Boraha 24/31, Miandrivazo 19/27, Farafangana 18/31, Antsohihy 19/32, Fenoarivo Est 15/30, Morondava 19/34, Vangaindrano 27/31, Bealanana 11/25, Tsi/Didy 14/26, Manandriana 12/24, Morombe 25/27, Mahajanga 22/34, Fenoarivobe 15/27, Ambositra 14/25, Toliara 21/32, Ambato Boeni 20/35, Miarinarivo 15/28, Ifanadiana 15/25, Ampanihy 17/30, Besalampy 21/32, Antananarivo 15/27, Mananjary 17/31, Bekily 15/31, Maintirano 20/31, Anjozorobe 13/26, Fianarantsoa 19/27, Tsihombe 20/31, Maevatanana 20/33, Toamasina 22/30, Ikalamavony 12/33, Betroka 19/30, Kandreho 17/31, Mahanoro 17/31, Manakara 18/30, Taolagnaro 23/31,

🔑 MĂ©tĂ©o Madagascar