
Alatsinainy, 11 may 2026. Nairobi, Kenya.
Tonga any Nairobi Kenya hanatrika ny fihaonambe « Africa Forward » hihaonan’ireo Filoha avy amin’ny Firenena maro eto Afrika sy ny Filoha frantsay Emmanuel Macron. Ny Kenya sy Frantsa no mikarakara sy manantontosa ity fihaonambe ity izay handinihina manokana ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena Frantsay sy I Afrika hikatsahana ny fandrosoana eo amin’ny roa tonta.



Laisser un commentaire